Monthly Archives: août 2019


25
Août 2019
Toriteny Fanokanana ny FLM Morarano, Fileovana Miandrivazo, SP Menabe.

Teny Faneva: Mat. 7:17 (Mat. 7: 15-21, Alh VIII man. Trinite) Baiko tamin’ny nanorenana ny trano: Hag. 1:8b Soratra eny amin’ny alitara: Isa. 44:22b Misaotra an’Andriamanitra lehibe isika ry havana fa nanome baiko Izy: Ataovy ny tranoko dia hankasitrahako izany sady hankalazaina. Zava-dehibe izay hanomezan’Andriamanitra izany baiko izany. Ity dia tsy hafa fa ny Israely izay babo. Ary rava tanteraka ny trano fivavahana, ka dia hahafantarana hoe afaka amin’ny fahababoana izy dia tsy izy mijanona any amin’ny tany fahababoana fa izy miverina ao amin’ny tanin’ny fiadanana. Tsy izy tsy manana toerana izay......

Tohiny


SAMPAN'ASA LOTERANA MOMBA NY FAHASALAMANA

SAMPAN’ASA LOTERANA MOMBA NY FAHASALAMANA

SAMPAN’ASA LOTERANA MOMBA NY FAHASALAMANA, « Mitsangàna, mihazavà, fa tonga ny fahazavanao, ary ny voninahitr’i Jehovah efa miposaka aminao. » Isaia 60:1 Notanterahina ny Asabotsy 24 Aogositra lasa teo ny fivorian’ny Komitim-pitantana (KM) ny SALFA, izay...


Tohiny