Daily Archives: 24 juillet 2020


24
Juil 2020
FANAMAFISANA NY TOROMARIKA ARA-PAHASALAMANA NOHO NY COVID-19

A) Inona avy ny toetran’ity tsimokaretina Covid-19 ity ? Tsimokaretina tsy hita maso ary tsy mandeha irery fa tsy maintsy manaraka zavatra , ohatra : tànana, akanjo, vola, seza, poignet -mbaravarana, na poignet-na fiara, sns Afaka mitoetra velona ivelan’ny tenan’olombelona mandritry ny ora maromaro ary mety andro vitsivisty mihitsy ny Covid-19, izany hoe mety misy Covid-19 velona daholo na vola, na varavarana, na téléphone, na poketra, na kiraro, sns Na dia mbola tsy misy fambaran’aretina aza ny olona iray dia efa mamindra raha toa ka mitondra ny tsimokaretina izy satria ao aorian’ny 10-14 andro......

Tohiny