Author: admin9082

0

JOBILY FANKASITRAHANA NY TONIA NASIONALIN’NY SHALOM

KOMITY MPITANTANA SHALOM (Foibe Shalom Antanimalandy SPBM) – JOBILY FANKASITRAHANA NY TONIA NASIONALIN’NY SHALOM sady FILOHA MPAMAKY LAY HO AN’NY SP BOENY MAHAJANGA Pastora RAKOTOARIJAONA Daniel Stephan sy Rtoa Teolojiana RASOANANDRASANA Noeline Lucie vadiny,...

0

KS SPaFi – Ambositra 6 Avril 2019

KS SPaFi – Ambositra 6 Avril 2019 Protocole Ratsimbazafy Herinambinina Odilon,Filoha FLM Past Dr David Rakotonirina , ny Prezida Nasionaly Fsflm, Trésorière FKTLM Ny Aina Dina Rakotomalala ary ny Mpandrindra ny Fananan tany Foibe FLM Atoa Nary Fifanoloran...

0

Famangiana ny FLM IBOFO,

Famangiana ny FLM IBOFO, Fitandremana Ankotrofotsy, Fileivana Miandrivazo, Synoda Menabe. T@ 31 Marsa 2019. Vao nivoaka SALT Pastora Bruno no voatendry eto. Io no tsangambaton’ny fahatingavany teo anatin’ny fotoana fohy. Tena mila ezaka ao...

0

Roa  andro feno aho no nampianatra teto @ KSP, Komity Synoda Andriry Betroka, 3-4 Aprily 2019. Novelarina ny Genesisy ny 3 tontolo andro. Notsindriana mafy ihany koa ny FIZAKATENA ny 4 tontolo andro. Miezaka fatratra...

0

SALFA DJAMANJARY

Nosokafana tamin’ny 10 Aprily 2019 ny SALFA DZAMANJARY, aty Nosy be. Fanamby efa napetraka ny hoe SALFA 1 isa-pileovana no tanjona. Samia miezaka mba ho tra trantsika ny tanjona. Gen.33:11b

0

TATITRY NY TONIA LEFITRY NY F.L.M

TATITRY NY TONIA LEFITRY  NY  F.L.M ATOLOTRA NY KMSL FAHA – 140 : 23-28 OKTOBRA 2018 FLM AMBATOFINADRAHANA SYNODAM-PARITANY ATSIMONIMANI “Raha fatra-mpaniry zava-panahy dia ny hampandroso ny fiangonana no tadiavo indrindra “ I Kor 14:12 TENY...

0

FANAMPAHAN-KEVITRY Y KMSL 140

1- TATITRY NY  BIRAO FOIBE  FLM Novakiana sy nametraham-Panontaniana ireo Tatitra avy amin’ny Birao Foibe FLM KMSL-140 :  Nankatoavina ary noraisina ireo Tatitra avy amin’ny Birao Foibe FLM : – Avy amin’ny Filohan’ny FLM...