Author Archives: admin9082



admin9082

Famangiana ny FLM IBOFO,
in VAOVAO

Famangiana ny FLM IBOFO,

Famangiana ny FLM IBOFO, Fitandremana Ankotrofotsy, Fileivana Miandrivazo, Synoda Menabe. T@ 31 Marsa 2019. Vao nivoaka SALT Pastora Bruno no voatendry eto. Io no tsangambaton’ny fahatingavany teo anatin’ny fotoana fohy. Tena mila ezaka ao anaty...

0
avril 11, 2019
in VAOVAO

Roa  andro feno aho no nampianatra teto @ KSP, Komity Synoda Andriry Betroka, 3-4 Aprily 2019. Novelarina ny Genesisy ny 3 tontolo andro. Notsindriana mafy ihany koa ny FIZAKATENA ny 4 tontolo andro. Miezaka fatratra isika...

0
avril 11, 2019
SALFA DJAMANJARY
in VAOVAO

SALFA DJAMANJARY

Nosokafana tamin’ny 10 Aprily 2019 ny SALFA DZAMANJARY, aty Nosy be. Fanamby efa napetraka ny hoe SALFA 1 isa-pileovana no tanjona. Samia miezaka mba ho tra trantsika ny tanjona. Gen.33:11b

0
avril 11, 2019
in FAMPIANARANA

RAFITRY NY FLM

Maro tokoa ireo karazana rafitra izay itondrana ny Fiangonana toy ny : Ny Rafitra Kongregasionalista Ny Rafitra Presbytero‐Synodaly Ny Rafitra Episkopaly Ny Rafitra Synodaly Fa izay resahantsika eto dia ny Ny Rafitra Synodaly, izay rafitra...

0
mai 04, 2017
NY FOTOTRA MAHA LOTERANA
in FAMPIANARANA

NY FOTOTRA MAHA LOTERANA

Ny Katekista sy ny Evanjelistra miaraka amin’ ny vadiny avy no tsy maintsy lohalaharana ao amin’ ny Fiangonana amin’ ny fahalalàna izay inoany sy ny fahafantarana ny fototra maha-Loterana. Ray aman-dreny ara-panahy ianareo satria miara-miasa...

0
mai 04, 2017
NY MAHA IZY AZY NY FLM
in FAMPIANARANA

NY MAHA IZY AZY NY FLM

I.NY MAHA-IZY AZY NY FLM l.l.Ny fiorenany Ny Fiangonana Loterana Malagasy, afohezina hoe FLM, dia »Fiangonana niorina noho nv asa misiona nataon’ireo Misionera vahinv avy anv Norvezy (NMS) sy Amerikana (ELC:A) ary ny Frantsay (ANELF). 1.2.Ny...

0
mai 04, 2017
FLM AMBOHIMANAMBOLA
in VAOVAO

FLM AMBOHIMANAMBOLA

FANOKAFANA NY FAHA 15 TAONA Taorian’ny fanompoam-pivavahana anio maraina dia niara-nankalaza an’i Jesosy tamin’ny alalan’ny Hira Fiderana izay niarahana tamin’ireo Antoko Mpihira maro nasaina ny Fiangonana.…Hahavita soa ireo fandaharana sy tsangam-bato ary hotahian’i Jesosy amin’ny...

0
mars 27, 2017
FLM / COMORES / MORONI
in VAOVAO

FLM / COMORES / MORONI

Misaotra an’i Jesosy izay miasa amin’ny fombany ka maniraka ny Mpanomponyhampivelatra hatrany ny FLM. 110 no isan’ireo Kristiana tonga niara-nivavaka ny ALAHADY 12 MARS 2017 lasa teo ary ny 4 tamin’izy ireo dia konfirmanda noraisina...

0
mars 27, 2017
FILOHA FLM FOIBE
in VAOVAO

FILOHA FLM FOIBE

Asa sy fampaherezana no natao nialoha ny fidirana an-trano honenan’ny Filoha FLM Pastora Dr David Rakotonirina mianakavy.Misaotra an’i Jesosy fa na tsy mbola tomombana hatramin’ny farany aza ireo asa fanamboarana samy hafa dia efa misy...

0
mars 27, 2017
FLM / CAMEROUNE
in VAOVAO

FLM / CAMEROUNE

Dr Solofo sy Dr Joely , Misionery FLM any CAMEROUNE, tonga nanao fitsidihana amim-panajana ny Filohan’ny FLM, Past Dr David Rakotonirina mivady ary nampitafy azy ireo amin’ny lamba mampiavaka ny tany iasan’izy ireo. Ny fananantsika...

0
mars 27, 2017