Author: admin170723

06 Jolay – 12 Jolay 2017- Nandray anjara tamin’ny fankalazana ny faha-500 taonan’ny Reformasiona tany Wittenberg (Allemagne) ny Delegasiona Loterana Malagasy notarihin’ny Filoha FLM. 0

06 Jolay – 12 Jolay 2017- Nandray anjara tamin’ny fankalazana ny faha-500 taonan’ny Reformasiona tany Wittenberg (Allemagne) ny Delegasiona Loterana Malagasy notarihin’ny Filoha FLM.

Nandray anjara tamin’ny fankalazana ny faha-dimanjato taonan’ny Reformasiona (1517 – 2017) tany Wittenberg (Allemagne) ny Delegasiona Loterana Malagasy notarihin’ny Filoha FLM. Ankoatry ny Filoha FLM, ny Pastora Dr RAKOTONIRINA David mivady, dia isan’ny nanotrona...