VAOVAO


27
Mar 2017
FILOHA FLM FOIBE

Asa sy fampaherezana no natao nialoha ny fidirana an-trano honenan’ny Filoha FLM Pastora Dr David Rakotonirina mianakavy.Misaotra an’i Jesosy fa na tsy mbola tomombana hatramin’ny farany aza ireo asa fanamboarana samy hafa dia efa misy kosa ny ampahany vita. Mirary soa ho an’ny Mpiasan’ny Fiangonana rehetra!...

Tohiny


FLM / CAMEROUNE

FLM / CAMEROUNE

Dr Solofo sy Dr Joely , Misionery FLM any CAMEROUNE, tonga nanao fitsidihana amim-panajana ny Filohan’ny FLM, Past Dr David Rakotonirina mivady ary nampitafy azy ireo amin’ny lamba mampiavaka ny tany iasan’izy ireo. Ny...


Tohiny