Category: FAMPIANARANA

RAFITRY NY FLM 0

RAFITRY NY FLM

Maro tokoa ireo karazana rafitra izay itondrana ny Fiangonana toy ny : Ny Rafitra Kongregasionalista Ny Rafitra Presbytero‐Synodaly Ny Rafitra Episkopaly Ny Rafitra Synodaly Fa izay resahantsika eto dia ny Ny Rafitra Synodaly, izay...

0

NY FOTOTRA MAHA LOTERANA

Ny Katekista sy ny Evanjelistra miaraka amin’ ny vadiny avy no tsy maintsy lohalaharana ao amin’ ny Fiangonana amin’ ny fahalalàna izay inoany sy ny fahafantarana ny fototra maha-Loterana. Ray aman-dreny ara-panahy ianareo satria...

0

NY MAHA IZY AZY NY FLM

I.NY MAHA-IZY AZY NY FLM l.l.Ny fiorenany Ny Fiangonana Loterana Malagasy, afohezina hoe FLM, dia »Fiangonana niorina noho nv asa misiona nataon’ireo Misionera vahinv avy anv Norvezy (NMS) sy Amerikana (ELC:A) ary ny Frantsay (ANELF)....

0

NY FANAMBADIANA ARAKA NY FAMPIANARAN’i Martin LOTERA

FITARIHANTENY NY FOTOTRA IORENAN’NY FAMPIANARAN’I LOTERA. NY FAMPIANAN’I LOTERA NY amin’ny FANAMBADIANA FEHINY FITARIHANTENY           Manakaiky indray ity ny fetin’ny REFORMASIONA. Tsy tamin’ny andron’ny REFORMASIONA ihany no nilana ny fanavaozana fa mbola mila fanavaozana...

0

NY TEOLOJIAN’NY FAMPANDROSOANA

  By Rev Prof David RAKOTONIRINA FITARIHAN-TENY NY FAMPANDROSOANA IREO FIREHANA TEOLOJIKA FOTOTRA ARA-TSORATRA MASINA FANAZAVANA TEOLOJIKA NY FAMPANDROSOANA OLANA PRATIKA ATREHIN’NY FIANGONANA FANATANTERAHAN’NY FLM NY FAMPANDROSOANA FAMARANANA   FITARIHAN-TENY Teny manan-danja amin’ny androntsika...

0

Moa ivelomantsika tokoa ny fahasoavan’Andriamanitra ?

Fitarihanteny :          Iray amin’ireo toko telo mahamasa-nahandro amin’ny fampianarana loterana (Soratra Masina irery ihany, Finoana irery ihany Fahasoavana irery ihany) ny hoe FAHASOAVANA. Ity fahasoavana ity koa no iorenan’ny teny fanevantsika amin’ity Krismasy 2003...