Daily Archives: 27 mars 2017


27
Mar 2017
FLM AMBOHIMANAMBOLA

FANOKAFANA NY FAHA 15 TAONA Taorian’ny fanompoam-pivavahana anio maraina dia niara-nankalaza an’i Jesosy tamin’ny alalan’ny Hira Fiderana izay niarahana tamin’ireo Antoko Mpihira maro nasaina ny Fiangonana.…Hahavita soa ireo fandaharana sy tsangam-bato ary hotahian’i Jesosy amin’ny Asa manaraka rehetra Pastora Eliezera Ramanandafy mianakavy sy ny Fiangonana manontolo . Mankasitraka ireo tonga nanotrona sy niara-nidera!Fiadanana ho amin’ny tsirairay!...

Tohiny


FLM / COMORES / MORONI

FLM / COMORES / MORONI

Misaotra an’i Jesosy izay miasa amin’ny fombany ka maniraka ny Mpanomponyhampivelatra hatrany ny FLM. 110 no isan’ireo Kristiana tonga niara-nivavaka ny ALAHADY 12 MARS 2017 lasa teo ary ny 4 tamin’izy ireo dia konfirmanda...


Tohiny

FILOHA FLM FOIBE

FILOHA FLM FOIBE

Asa sy fampaherezana no natao nialoha ny fidirana an-trano honenan’ny Filoha FLM Pastora Dr David Rakotonirina mianakavy.Misaotra an’i Jesosy fa na tsy mbola tomombana hatramin’ny farany aza ireo asa fanamboarana samy hafa dia efa...


Tohiny

FLM / CAMEROUNE

FLM / CAMEROUNE

Dr Solofo sy Dr Joely , Misionery FLM any CAMEROUNE, tonga nanao fitsidihana amim-panajana ny Filohan’ny FLM, Past Dr David Rakotonirina mivady ary nampitafy azy ireo amin’ny lamba mampiavaka ny tany iasan’izy ireo. Ny...


Tohiny

NY FANAMBADIANA ARAKA NY FAMPIANARAN’i Martin LOTERA

NY FANAMBADIANA ARAKA NY FAMPIANARAN’i Martin LOTERA

FITARIHANTENY NY FOTOTRA IORENAN’NY FAMPIANARAN’I LOTERA. NY FAMPIANAN’I LOTERA NY amin’ny FANAMBADIANA FEHINY FITARIHANTENY           Manakaiky indray ity ny fetin’ny REFORMASIONA. Tsy tamin’ny andron’ny REFORMASIONA ihany no nilana ny fanavaozana fa mbola mila fanavaozana...


Tohiny

NY TEOLOJIAN’NY FAMPANDROSOANA

NY TEOLOJIAN’NY FAMPANDROSOANA

  By Rev Prof David RAKOTONIRINA FITARIHAN-TENY NY FAMPANDROSOANA IREO FIREHANA TEOLOJIKA FOTOTRA ARA-TSORATRA MASINA FANAZAVANA TEOLOJIKA NY FAMPANDROSOANA OLANA PRATIKA ATREHIN’NY FIANGONANA FANATANTERAHAN’NY FLM NY FAMPANDROSOANA FAMARANANA   FITARIHAN-TENY Teny manan-danja amin’ny androntsika...


Tohiny