Monthly Archives: avril 2019


12
Avr 2019
JOBILY FANKASITRAHANA NY TONIA NASIONALIN’NY SHALOM

KOMITY MPITANTANA SHALOM (Foibe Shalom Antanimalandy SPBM) – JOBILY FANKASITRAHANA NY TONIA NASIONALIN’NY SHALOM sady FILOHA MPAMAKY LAY HO AN’NY SP BOENY MAHAJANGA Pastora RAKOTOARIJAONA Daniel Stephan sy Rtoa Teolojiana RASOANANDRASANA Noeline Lucie vadiny, naharitra 40 taona teo amin’ny zara fanompoana : 1979-2019 (FLM Tsaramandroso) ny 22-24 Marsa 2019 Notazonin’ireto Raiamandreny ireto mafy sady tsy afaka tao am-pony teo amin’ny fiainam-panompoany ny fampianaran’ireo mpampianatra Teolojia Pratika ngezalahy tany Ivory fahiny manao hoe : “Aoka ho anjaran’I Jesosy irery ny fiantsoana sy ny fanendrena anao ho Pastora, fa aza mifidy toerana heverinao ho......

Tohiny


KS SPaFi - Ambositra 6 Avril 2019

KS SPaFi – Ambositra 6 Avril 2019

KS SPaFi – Ambositra 6 Avril 2019 Protocole Ratsimbazafy Herinambinina Odilon,Filoha FLM Past Dr David Rakotonirina , ny Prezida Nasionaly Fsflm, Trésorière FKTLM Ny Aina Dina Rakotomalala ary ny Mpandrindra ny Fananan tany Foibe FLM Atoa Nary Fifanoloran...


Tohiny

Famangiana ny FLM IBOFO,

Famangiana ny FLM IBOFO,

Famangiana ny FLM IBOFO, Fitandremana Ankotrofotsy, Fileivana Miandrivazo, Synoda Menabe. T@ 31 Marsa 2019. Vao nivoaka SALT Pastora Bruno no voatendry eto. Io no tsangambaton’ny fahatingavany teo anatin’ny fotoana fohy. Tena mila ezaka ao...


Tohiny

Roa  andro feno aho no nampianatra teto @ KSP, Komity Synoda Andriry Betroka, 3-4 Aprily 2019. Novelarina ny Genesisy ny 3 tontolo andro. Notsindriana mafy ihany koa ny FIZAKATENA ny 4 tontolo andro. Miezaka fatratra...


Tohiny

SALFA DJAMANJARY

SALFA DJAMANJARY

Nosokafana tamin’ny 10 Aprily 2019 ny SALFA DZAMANJARY, aty Nosy be. Fanamby efa napetraka ny hoe SALFA 1 isa-pileovana no tanjona. Samia miezaka mba ho tra trantsika ny tanjona. Gen.33:11b


Tohiny