FILOHA FLM FOIBE

FILOHA FLM FOIBE

Asa sy fampaherezana no natao nialoha ny fidirana an-trano honenan’ny Filoha FLM Pastora Dr David Rakotonirina mianakavy.Misaotra an’i Jesosy fa na tsy mbola tomombana hatramin’ny farany aza ireo asa fanamboarana samy hafa dia efa misy kosa ny ampahany vita.
Mirary soa ho an’ny Mpiasan’ny Fiangonana rehetra!

share

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *