FLM AMBOHIMANAMBOLA

FLM AMBOHIMANAMBOLA

FANOKAFANA NY FAHA 15 TAONA
Taorian’ny fanompoam-pivavahana anio maraina dia niara-nankalaza an’i Jesosy tamin’ny alalan’ny Hira Fiderana izay niarahana tamin’ireo Antoko Mpihira maro nasaina ny Fiangonana.Hahavita soa ireo fandaharana sy tsangam-bato ary hotahian’i Jesosy amin’ny Asa manaraka rehetra Pastora Eliezera Ramanandafy mianakavy sy ny Fiangonana manontolo .

Mankasitraka ireo tonga nanotrona sy niara-nidera!Fiadanana ho amin’ny tsirairay!

share

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *