Jobily faha 29 taona niasana an ny Filohan ny SPaFi Pastora RANDRIAMANDIMBISOA Alfred

Jobily faha 29 taona niasana an ny Filohan ny SPaFi Pastora RANDRIAMANDIMBISOA Alfred

Jobily faha 29 taona niasana an ny
Filohan ny SPaFi Pastora RANDRIAMANDIMBISOA Alfred izay nosokafana teto Ambositra anio Alahady 7 Avril 2019.
Mirary soa indrindra ho anareo Ray aman dReny hahavita hatramin ny farany ity Jobily ity
Misaotra ny Filoha FLM Pastora Dr David Rakotonirina sy ireo mpiara miasa rehetra nanatrika izany ary miarahaba manokana ny Fileovana Ambositra tarihin i Pastora ANDRIAMANARINJATO Maholisoa Johanesa nahatontonsa ny fandraisana ity fotoana lehibe ity
Fahasoavana sy famindrampo… »

share

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *