IREO TORITENY sy FAMPIANARANA

Lahateny 1: Koa amin’ izany aoka ho tanteraka hianareo toy ny fahatanterahan’ ny Rainareo Izay any an-danitra (Mat.5:48).

Category: Tobilehibe Soatanana, Toriteny soratra / Speaker: Pastora Dr. RAKOTOZAFY Denis
septembre 14, 2020

Lahateny 1: Koa amin’ izany aoka ho tanteraka hianareo toy ny fahatanterahan’ ny Rainareo Izay any an-danitra (Mat.5:48). Misaotra an’Andriamanitra isika ry Havana nahatratra izao Isan-taona faha 126 n’ny Tobilehibe Soatanana izao izay mitondra ny...

Toriteny: Galatiana.3:15-22

Category: Tobilehibe Soatanana, Toriteny soratra / Speaker: Pastora RANDRIANANTENAINA Edmond
septembre 14, 2020

            Andeha ho jerena fohy ny momba ny Epistily   Hevitra roa izay mifampiankina no asehon’ny Epistily ho an’ny Galatiana. Izany dia vokatry ny teo-java nisy niainan’ireo Kristiana tao amin’ny Fiangonana tao Galilia. Ny Fiangonana...

Fampianarana Soratra Masina: Romana 8:1-17

Category: Tobilehibe Soatanana, Toriteny soratra / Speaker: Past RANDRIANASOLO Joseph
septembre 14, 2020

Izao Tenin’Andriamanitra izao, ry havana malala, no ivon’ity Epistily nosoratan’i Paoly ho an’i Romana ity; ary tena tandrify mihitsy amin’ny atao hoe Fifohazana izao teny izao. Ary ao anatin’ny teny hoe Fifohazana dia misy izay...

Toriteny: Levitikosy 18.1-5

Category: Tobilehibe Soatanana, Toriteny soratra / Speaker: Pastora RATEFIARIVONY Jacques Audace
septembre 14, 2020

FITARIHANTENY   Ny bokin’ny Levitikosy dia boky mitantara amintsika ny fombam-pivavahana fanaon’ny zanak’Isiraely. Boky tsy dia be mpamaky loatra izy ity raha mitaha amin’ireo boky 4 hafa ao amin’ ny Pentateoka, izay samy manambara ny...

Fampianarana SORATRA MASINA, Epistily ho an’ny Galatiana

Category: Tobilehibe Soatanana, Toriteny soratra / Speaker: Past. RAKOTOMAHEFA Tahina Eloi
septembre 14, 2020

Ny Epistily ho an’ny Galatiana no anjara hampianarina, karazana fitarihanteny na taridalana ho entina mamaky sy mianatra ity Epistily ity. Fampahafantarana amin’ny ankapobeny mahakasikasika ny Epistily no hataoko amin’izany. Hampiana indrindra isika zanaky ny Fifohazana,...

Lio. 10:23-37 (Toriteny Fanokafana)

Category: Tobilehibe Soatanana, Toriteny soratra / Speaker: Pastora RANDRIANANDRASANA Dieu Donné
septembre 13, 2020

Avy hatrany dia mametraka soratra ao an-tsaina isika ny amin’ity tantara ity, ka ny amehezana sy ny amintinana azy dia ny amin’ilay tantaran’ilay Samaritana namindra fo no azo lazaina fa fototra eto amin’ity Tenin’Andriamanitra omena...

Apokalypsy 22 : 6 – 16

Category: Isataona Toby Ankaramalaza 2020, Toriteny, Toriteny soratra / Speaker: 𝐏𝐚𝐬𝐭𝐨𝐫𝐚 𝐉𝐎𝐀𝐍𝐀𝐒𝐘 𝐏𝐚𝐮𝐥 𝐒𝐞𝐯𝐞𝐫𝐢𝐧
juillet 31, 2020

Misaotra an’Andriamanitra nohon’ny fahatrarantsika izao taona 2020 izao izay ankalazàna ity isan-taona faha-79 ny Tobilehibe Ankaramalaza izao, izay ampahererzan’ny Tompo antsika mandrakariva amin’ny alalan’ny Teniny izay zarain’ireo Mpanompony mifandimby isan-tsokajiny. Ny bokin’ny Apokalypsy manokana dia...

Teksta: Apok 12 :1-6

Category: Isataona Toby Ankaramalaza 2020, Toriteny, Toriteny soratra / Speaker: Pastora RAVELOARISON Albert
juillet 31, 2020

« NY FAHITANA NY AMIN’NY FIANGONANA MANDRESY ». Ry hava-malala izay manatrika izao toriteny izao, ho aminareo mandrakariva anie ny fahasaoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo. Tiana ampahatsiahivana fohy ry...