Timeline

September 2019
August 2019
Posted at: 25 Août 2019
SAMPAN'ASA LOTERANA MOMBA NY FAHASALAMANA

SAMPAN’ASA LOTERANA MOMBA NY FAHASALAMANA, « Mitsangàna, mihazavà, fa tonga ny fahazavanao, ary ny voninahitr’i Jehovah efa miposaka aminao. » Isaia 60:1 Notanterahina ny Asabotsy 24 Aogositra lasa teo ny fivorian’ny Komitim-pitantana (KM) ny SALFA, izay natao...

July 2019
Posted at: 17 Juil 2019
FANAMIAN'NY VEHIVAVY TEOLOJIANA

Miarahaba ny  vehivavy teolojiana  rehetra , ary  Isaorana ny Tompo fa nanapa-kevitra momba ny akanjo ny KMSL. Indreo ny akanjo tapaky ny KMSL 141 hanaovana. Ny faniriana dia ao amin’ny  ilofav no anjairana azy mba ho fizakan-tena...

April 2019
Posted at: 11 Avr 2019
KS SPaFi - Ambositra 6 Avril 2019

KS SPaFi – Ambositra 6 Avril 2019 Protocole Ratsimbazafy Herinambinina Odilon,Filoha FLM Past Dr David Rakotonirina , ny Prezida Nasionaly Fsflm, Trésorière FKTLM Ny Aina Dina Rakotomalala ary ny Mpandrindra ny Fananan tany Foibe FLM Atoa Nary Fifanoloran tanana...

avril 2019