Author Archives: admin9082



admin9082

JOBILY FANKASITRAHANA NY TONIA NASIONALIN’NY SHALOM
in VAOVAO

JOBILY FANKASITRAHANA NY TONIA NASIONALIN’NY SHALOM

KOMITY MPITANTANA SHALOM (Foibe Shalom Antanimalandy SPBM) – JOBILY FANKASITRAHANA NY TONIA NASIONALIN’NY SHALOM sady FILOHA MPAMAKY LAY HO AN’NY SP BOENY MAHAJANGA Pastora RAKOTOARIJAONA Daniel Stephan sy Rtoa Teolojiana RASOANANDRASANA Noeline Lucie vadiny, naharitra...

0
avril 12, 2019
KS SPaFi - Ambositra 6 Avril 2019
in VAOVAO

KS SPaFi – Ambositra 6 Avril 2019

KS SPaFi – Ambositra 6 Avril 2019 Protocole Ratsimbazafy Herinambinina Odilon,Filoha FLM Past Dr David Rakotonirina , ny Prezida Nasionaly Fsflm, Trésorière FKTLM Ny Aina Dina Rakotomalala ary ny Mpandrindra ny Fananan tany Foibe FLM Atoa Nary Fifanoloran tanana...

0
avril 11, 2019
Famangiana ny FLM IBOFO,
in VAOVAO

Famangiana ny FLM IBOFO,

Famangiana ny FLM IBOFO, Fitandremana Ankotrofotsy, Fileivana Miandrivazo, Synoda Menabe. T@ 31 Marsa 2019. Vao nivoaka SALT Pastora Bruno no voatendry eto. Io no tsangambaton’ny fahatingavany teo anatin’ny fotoana fohy. Tena mila ezaka ao anaty...

0
avril 11, 2019
SALFA DJAMANJARY
in VAOVAO

SALFA DJAMANJARY

Nosokafana tamin’ny 10 Aprily 2019 ny SALFA DZAMANJARY, aty Nosy be. Fanamby efa napetraka ny hoe SALFA 1 isa-pileovana no tanjona. Samia miezaka mba ho tra trantsika ny tanjona. Gen.33:11b

0
avril 11, 2019
in FAMPIANARANA

RAFITRY NY FLM

Maro tokoa ireo karazana rafitra izay itondrana ny Fiangonana toy ny : Ny Rafitra Kongregasionalista Ny Rafitra Presbytero‐Synodaly Ny Rafitra Episkopaly Ny Rafitra Synodaly Fa izay resahantsika eto dia ny Ny Rafitra Synodaly, izay rafitra...

0
mai 04, 2017
NY FOTOTRA MAHA LOTERANA
in FAMPIANARANA

NY FOTOTRA MAHA LOTERANA

Ny Katekista sy ny Evanjelistra miaraka amin’ ny vadiny avy no tsy maintsy lohalaharana ao amin’ ny Fiangonana amin’ ny fahalalàna izay inoany sy ny fahafantarana ny fototra maha-Loterana. Ray aman-dreny ara-panahy ianareo satria miara-miasa...

0
mai 04, 2017
NY MAHA IZY AZY NY FLM
in FAMPIANARANA

NY MAHA IZY AZY NY FLM

I.NY MAHA-IZY AZY NY FLM l.l.Ny fiorenany Ny Fiangonana Loterana Malagasy, afohezina hoe FLM, dia »Fiangonana niorina noho nv asa misiona nataon’ireo Misionera vahinv avy anv Norvezy (NMS) sy Amerikana (ELC:A) ary ny Frantsay (ANELF). 1.2.Ny...

0
mai 04, 2017