VAOVAO


27
Mar 2017
FLM / COMORES / MORONI

Misaotra an’i Jesosy izay miasa amin’ny fombany ka maniraka ny Mpanomponyhampivelatra hatrany ny FLM. 110 no isan’ireo Kristiana tonga niara-nivavaka ny ALAHADY 12 MARS 2017 lasa teo ary ny 4 tamin’izy ireo dia konfirmanda noraisina ho Mpandray ny Fanasan’ny Tompo io anndro io Miray fo sy mangetaheta fampianarana Tenin’Andriamanitra izy ireo ary voky fa novangian’ny Ray aman-dReny.Endrey ny fifalian’ireo nanatona ny Latabatra Masina tamin’ny Fandraisan…a ny Fanasan’ny Tompo. Mivavaka ho an’ny Ray aman-dReny Filohan’ny FLM Pastora Dr David Rakotonirina fa lehibe ny saha anirahan’i Jesosy azy. Ny Asa rehetra tanteraka dia hanaterantsika......

Tohiny


FILOHA FLM FOIBE

FILOHA FLM FOIBE

Asa sy fampaherezana no natao nialoha ny fidirana an-trano honenan’ny Filoha FLM Pastora Dr David Rakotonirina mianakavy.Misaotra an’i Jesosy fa na tsy mbola tomombana hatramin’ny farany aza ireo asa fanamboarana samy hafa dia efa...


Tohiny

FLM / CAMEROUNE

FLM / CAMEROUNE

Dr Solofo sy Dr Joely , Misionery FLM any CAMEROUNE, tonga nanao fitsidihana amim-panajana ny Filohan’ny FLM, Past Dr David Rakotonirina mivady ary nampitafy azy ireo amin’ny lamba mampiavaka ny tany iasan’izy ireo. Ny...


Tohiny