Isataona Tobilehibe Farihimena 2020

Araka ny fantantsika, dia tsy ho azo tanterahina ny isataona amin’ity taona 2020 ity, amin’ny maha fivoriana azy noho ny hamehana ara-pahasalamana.
Na dia eo anefa izany, dia azon’ny rehetra arahina amin’ny facebook ny toriteny sy ny fampianarana rehetra, isan’andro manomboka ny 20 Aogositra hatramin’ny 26 Aogositra 2020. Indro ary ny programa ahafanao mandamina ny dandharam-potoana.
ISATAONA-FARIHIMENARecommended Posts

Datin’ny KMSL 143
juin 22, 2021

Filazana ho fanemorana ny datin’ny KMSL
mai 12, 2021

ANTSO AVO HO AN’NY FLM NOHO NY FIHANAKY NY COVID 19
mai 02, 2021