
Jeremia 17 : 5-13
Misaotra an’Andriamanitra isika fa na dia ao aza izao toe-draharaha izay mamely izao tontolo izao, dia izao valan’aretina iarahantsika mahalala izao, dia manana izao fotoana izao isika, na dia amin’ny alalan’izao seraseram-pifandraisana izao aza ampitana...

Joda: 17-25
Ry Fiangonana malala, ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo, Amen. Mananika ny Fiangonana ankehitriny ny faharatsian’izao tontolo izao, izany hoe tafiditra amin’ny olom-boahantso ny fisalasalana ny...

Apokalipsy 1: 9-20
Raha ny momba ny Apokalipsy, ry Fiangonana malala, dia be dia be izay efa nambaran’ireo Raiamandreny teo aloha satria Toriteny fahafito izao no niantsoan’ny Tompo ahy ny amin’ity fotoana manokana izay anehoan’Andriamanitra ny fitiavany antsika....

Apokalypsy 7 : 9-17
Mandalo fotoana manahirana izao tontolo izao noho ity areti-mandoza. Very hevitra ny maro, eny fa na dia isika kristiana zanaky ny fifohazana aza, ary toa kivy mihitsy satria ilay tenim-pahefana izany nahazatra ren’ny sofina ao...

Apokalypsy 4 : 1-8
Ry havana malala ao amin’ny Tompo, mamerina ny fisaorana an’Andriamanitra isika noho ny halehiben’ny fitiavany sy ny famindrampony ka mbola ahafahantsika indray koa mihaona amin’ny alalan’ny fandrenesana ny tenin’Andriamanitra, na dia tsy tafangona amin’ny toerana...

Apokalypsy 3: 1 – 6
Ny Soratra Masina izay hianarantsika androany, ry havana, dia iray amin’ireo taratsy,na hafatra, ho an’ireo Fiangonana fito tany Asia Minora fahizay. Dia ny fiangonana faha-dimy, izay tany amin’ny tanàna anakiray antsoina hoe Sardisy. Amin’ireo hafatra...

« Izay maharesy dia homeko mana miafina »
𝐅𝐈𝐓𝐀𝐑𝐈𝐇𝐀𝐍𝐓𝐄𝐍𝐘 Ny anankiroa amin’ireo taratasy fito nalefan’i Jesosy tamin’ny alalan’i Jaona mpanompony ho an’ny fiangonana fito tany Azia Minora (cf. Apok. 1:9-11; 2-3) no anjarantsika eto. Raha ampahatsiahivina fohy dia ireto avy ireo fiangonana fito...

II Tesaloniana 2 :1-12
Misaotra an’Andriamanitra mandrakariva isika noho ny fiahiany ny fiainantsika, manana indray izao tombom-potoana manokana hahavelomana izao. Manatrika ady sarotra isika eo amin’ny fiainantsika ankehitriny, tsy zava-miafina amintsika rehetra izany, kanefa matoky isika fa ny Tompo...

Ny fanantenan’ny mino amin’ny fiaretana fahoriana
𝐅𝐢𝐭𝐚𝐫𝐢𝐡𝐚𝐧-𝐭𝐞𝐧𝐲 Amin’izao hamehana ara-pahasalamana izao dia tandrify tsara ny lahateny anjarantsika anio, mba hifampaharezantsika manolona ny fahoriana sy ny zava-tsarotra izay lalovan’ny firenena ary miantraika amin’nyfiainan’ny isan-tokan-trano koa ary tsy afa-miala amin’izany ny mino. Ny...

Apokalypsy 14 : 1-12
Efa nampianarin’izay nanao fitarihanteny ny boky Apokalypsy, dia ao anatin’ny boky apokalyptika izay milaza zavatra miarina, sarotra takarina, ny amin’ny zavatra niseho tamin’ny fotoana lasa sy amin’izao ankehitriny izao ary amin’ny hoavy. Ary raha mijery...