Toriteny soratra


Apok.1.7b « … ary hitomany Azy ny firenena rehetra ambonin’ny tany. Eny, Amena.”

Zava-dehibe amin’ny fiainana maha-kristiana ny fahafantarana ny antom-pisian’ny fiainana maha-kristiana. Jesosy Kristy tonga nofo niditra teo amin’ny fiainantsika no ivon’izany fiainana maha-kristiana izany, ary Izy no mitondra antsika ho amin’ny làlam-pahasambarana ho amin’ny fiainana mandrakizay....


Ezekiela 43 : 1 – 12

Ezekiela 43 : 1 – 12

Izany teny izany no anjarantsika koa amin’ity fandaharana ity amin’ity fotoana ity. Dia izay milaza ny fiverenan’ny voninahitr’Andriamanitra ho eo amin’ny Israely indray izao teny voalazan’ny mpaminany Ezekiela izao. Teny izay fahitana ny amin’izay hiveranan’ny...


Apokalypsy 2 : 1-11 « Izay maharesy dia havelako hihinana ny avy amin’ny hazon’aina »

Apokalypsy 2 : 1-11 « Izay maharesy dia havelako hihinana ny avy amin’ny hazon’aina »

Speaker: | juillet 28, 2020

𝐅𝐈𝐓𝐀𝐑𝐈𝐇𝐀𝐍-𝐓𝐄𝐍𝐘 Ny Apokalypsy (apokálypsis) na ny “Fanambarana” no Boky farany ao amin’ny Testamenta Vaovao (TV). Araka ny 1:1 amin’ny maha Apokalypsy azy dia Boky izay mampahalala ny marina izay voatahiry ho tsiambaratelo sy voahafina teo...