24
Juil 2020

FITARIHANTENY           Manakaiky indray ity ny fetin’ny REFORMASIONA. Tsy tamin’ny andron’ny REFORMASIONA ihany no nilana ny fanavaozana fa mbola mila fanavaozana maro koa isika raha ny resaka fanambadiana no resahina. Nitondra fanavaozana lehibe tsy ara-pivavahana ihany fa na ny ara-tsosialy sy toe-karena eny hatramin’ny politika mihitsy koa aza ny REFORMASIONA. Isan’izay niharan’ izany fanavaozana lehibe izany koa ny resaka fanambadiana. Tsy ampy anefa ny milaza fotsiny fa nitondra fanavaozana teo amin’ny lafiny ara-panambadiana koa ny REFORMASIONA satria mirongatra izay tsy izy izao ny fijanganjagana sy ny olana maro mpanjo ny tokatrano, na......

Tohiny