Teny Fisaorana sy Famporisihina

Teny Fisaorana sy Famporisihina

…Ny fiàsan’ ny fivavaky ny marina dia mahery indrindra. Jak.5:16. Amin’izao andro mahory mihatra amin’ny Firenena sy midona amintsika Kristiana rehetra izao, ny Foibe FLM dia mampahery sy misaotra ny Pastora rehetra izay manao...


Tohiny

ISATAONA TOBILEHIBE SOATANANA 2020

ISATAONA TOBILEHIBE SOATANANA 2020

Amin’ny anaran’i Jesosy. Kol 3:17 Araka ny fahafatantarantsika hatrany dia tsy mbola azo atao ny mamory olona marobe, noho ny hamehana ara-pahasalamana, na dia miverina miala amin’ny fihibohana tsikelikely aza isika. Na dia eo...


Tohiny

Hafatry ny Filohan’ny FLM

Antananarivo, faha-28 Jolay 2020 “Izay maharesy….. dia tsy hamono ny anarany amin’ny bokin’ny fiainana Aho (Apok. 3:5b) Ry havana, Hampitomboina aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’i Jesosy Kristy Tompontsika. Anatin’ny fiatrehana ny Isantaonan’ny Tobilehibe Ankaramalaza...


Tohiny