RADIO  FEON’NY FILAZANTSARA

 



FIANGONANA LOTERANA MALAGASY

Mitory ny Filazantsaran'i Jesosy Kristy

Mijoro ny vavalombelon'i Jesosy Kristy

Mandroso amin'ny asa tsara

Mampandroso ny olona rehetra sy ny olona manontolo

PERIKOPA FLM

1731
PASTORA sy TEOLOJIANA

4000000
KRISTIANA

25
SYNODA

7000
FIANGONANA




NY HEVITRY NY SARY SY NY LOKO EO AMIN’NY RAOZIN’I LOTERA

Ny hazo fijaliana mainty manambara ny fijaliana sy ny fahafatesan’i Jesosy ho famonjena ny olona. ny sary fo miloko lena dia isika olombelona manaiky an’i Jesosy ho mpamonjy. Ny sary raozy fotsy manambara fahadiovana sy fanantenana satria olom-boavonjy. Ny loko manga kosa dia ny lanitra, ho lovantsika ny fiaianana manadrakizay. Ny boribory manodidina miloko ranom-bolamena manambara ilay satroboninahitra hatolotr’Andriamanitra ny olona voavonjy mino an’i Jesosy any an-danitra amin’ny andro farany


FOTOTRA MAHA LOTERANA


TENIN’ANDRIAMANITRA HATAO TSIANJERY

  • Ny marina amin'ny finoana no ho velona

    Romana 1:17
    Teny fanevan'ny LOTERANA
  • ...Ary hampitombo ny vokatry ny fahamarinanareo

    II Korintiana 9:10
    Teny faneva ny FLM 2020

IREO VAOVAOM-PIANGONANA


FIFANAMPIANA

VOKATRY NY VALAN’ARETINA IZAY MISY MANERAN-TANY


Manantateraka hetsika FIRAISANKINA mba hanampiana ireo Pastora FLM misandrahaka manerana ny Nosy isika, mba hisahanana NY ZAVATRA MAIKA TENA ILAINA ary aorian’izany kasaina ny hanao ezaka atao mba hanonitra ny loharanon-karena manontolo izay tsy voaray nandritra ity Krizy ara-phasalamana ity sy nandritra ny fikatonan’ny Fiangonana.
– Hatreto dia Alahady 8 no fitambaran’izany fikatonana Fiangonana izany, ary tena goavana ny fatiantoka naterak’izany teo amin’ny kitapom-bolan’ny Fiangonana sy ny vola miditra eo amin’ny Pastora.
– HETSIKA ARA-BAIBOLY FIOMBONANA : Asa 2 : 44-47 « Niaraka nivavaka, niaraka nianatra ny Tenin’Andriamanitra. Niaraka nihaino Toriteny, niaraka nandray ny Fanasan’ny Tompo, ary niombonany koa ny fananany. » Andeha re mba hiaraka hanohana ny Pastora FLM !




TOGETHER FOR OUR FLM PASTORS IN MADAGASCAR

TOGETHER, WE WILL JOIN IN THIS SOLIDARITY ACTION SO THAT EACH OF US WILL OFFER, ACCORDING TO OUR CAPACITIES, FOR OUR FLM PASTORS.

GIVE NOW

ENSEMBLE POUR NOS PASTEURS FLM A MADAGASCA

ENSEMBLE, NOUS ALLONS MENER CETTE ACTION DE SOLIDARITE AFIN QUE CHACUN
DE NOUS APPORTE, SELON SES CAPACITES, POUR NOS PASTEURS FLM. »

GIVE NOW

EZAKA IOMBONANA HO AN’IREO PASTORA FLM AO MADAGASIKARA

ALAO HERY, NDEHA HIFARIMBONA HANDRAY ANJARA AMIN’ITY HETSIKA FIRAISANKINA ITY ISIKA KA HITONDRA IZAY ZAKANTSIKA HO FANAMPIANA IREO PASTORANTSIKA FLM.

HANOLOTRA


NY LITORJIA


Heverina ho isan’ny maha Loterana koa ny Litorjia. Tena tsy mahazo aina mihitsy ny krsitiana sasany rehefa tonga amin’ny toerana tsy misy Pastora Loterana hitarika io Litorjia io. Sorena koa ny sasany rehefa ovàna tsy araka ny mahazatra azy ny fiainana io Litorjia io.

 


TORITENY

Women’s Ministry

Koa ny finoana dia avy amin'ny tori-teny, ary ny tori-teny kosa avy amin'ny tenin'i Kristy. Romana 10:17
Eto no ahitanao ireo toriteny maro samihafa, izay voatahiry mandritra ny fivoriana maro samihafa ka vaoarainay

HIJERY AZY REHETRA

RAFITRY NY FIANGONANA

Men’s Ministry

Ny fiangonana Loterana Malagasy izay manaraka ny rafi-pitondrana Synidaly, dia Fiangonana iray manerana ny toerana rehetra, mitsinjara ho ambaratongam-pitondrana toy izao:

- Fiangonana

- Fitandremana

- Fileovana

- Synodam-Paritany

- Synoda Lehibe

HAMAKY AZY REHETRA