27
Mar 2017

FANOKAFANA NY FAHA 15 TAONA Taorian’ny fanompoam-pivavahana anio maraina dia niara-nankalaza an’i Jesosy tamin’ny alalan’ny Hira Fiderana izay niarahana tamin’ireo Antoko Mpihira maro nasaina ny Fiangonana.…Hahavita soa ireo fandaharana sy tsangam-bato ary hotahian’i Jesosy amin’ny Asa manaraka rehetra Pastora Eliezera Ramanandafy mianakavy sy ny Fiangonana manontolo . Mankasitraka ireo tonga nanotrona sy niara-nidera!Fiadanana ho amin’ny tsirairay!...
Tohiny
FLM / COMORES / MORONI
Misaotra an’i Jesosy izay miasa amin’ny fombany ka maniraka ny Mpanomponyhampivelatra hatrany ny FLM. 110 no isan’ireo Kristiana tonga niara-nivavaka ny ALAHADY 12 MARS 2017 lasa teo ary ny 4 tamin’izy ireo dia konfirmanda...
Tohiny
FILOHA FLM FOIBE
Asa sy fampaherezana no natao nialoha ny fidirana an-trano honenan’ny Filoha FLM Pastora Dr David Rakotonirina mianakavy.Misaotra an’i Jesosy fa na tsy mbola tomombana hatramin’ny farany aza ireo asa fanamboarana samy hafa dia efa...
Tohiny
FLM / CAMEROUNE
Dr Solofo sy Dr Joely , Misionery FLM any CAMEROUNE, tonga nanao fitsidihana amim-panajana ny Filohan’ny FLM, Past Dr David Rakotonirina mivady ary nampitafy azy ireo amin’ny lamba mampiavaka ny tany iasan’izy ireo. Ny...
Tohiny
NY FANAMBADIANA ARAKA NY FAMPIANARAN’i Martin LOTERA
FITARIHANTENY NY FOTOTRA IORENAN’NY FAMPIANARAN’I LOTERA. NY FAMPIANAN’I LOTERA NY amin’ny FANAMBADIANA FEHINY FITARIHANTENY Manakaiky indray ity ny fetin’ny REFORMASIONA. Tsy tamin’ny andron’ny REFORMASIONA ihany no nilana ny fanavaozana fa mbola mila fanavaozana...
Tohiny
NY TEOLOJIAN’NY FAMPANDROSOANA
By Rev Prof David RAKOTONIRINA FITARIHAN-TENY NY FAMPANDROSOANA IREO FIREHANA TEOLOJIKA FOTOTRA ARA-TSORATRA MASINA FANAZAVANA TEOLOJIKA NY FAMPANDROSOANA OLANA PRATIKA ATREHIN’NY FIANGONANA FANATANTERAHAN’NY FLM NY FAMPANDROSOANA FAMARANANA FITARIHAN-TENY Teny manan-danja amin’ny androntsika...
Tohiny
Moa ivelomantsika tokoa ny fahasoavan’Andriamanitra ?
Fitarihanteny : Iray amin’ireo toko telo mahamasa-nahandro amin’ny fampianarana loterana (Soratra Masina irery ihany, Finoana irery ihany Fahasoavana irery ihany) ny hoe FAHASOAVANA. Ity fahasoavana ity koa no iorenan’ny teny fanevantsika amin’ity Krismasy 2003...
Tohiny