FILOHA FLM FOIBE

Asa sy fampaherezana no natao nialoha ny fidirana an-trano honenan’ny Filoha FLM Pastora Dr David Rakotonirina mianakavy.Misaotra an’i Jesosy fa na tsy mbola tomombana hatramin’ny farany aza ireo asa fanamboarana samy hafa dia efa misy kosa ny ampahany vita.
Mirary soa ho an’ny Mpiasan’ny Fiangonana rehetra!
Recommended Posts

Datin’ny KMSL 143
juin 22, 2021

Filazana ho fanemorana ny datin’ny KMSL
mai 12, 2021

ANTSO AVO HO AN’NY FLM NOHO NY FIHANAKY NY COVID 19
mai 02, 2021