Jobily faha 29 taona niasana an ny Filohan ny SPaFi Pastora RANDRIAMANDIMBISOA Alfred

Jobily faha 29 taona niasana an ny
Filohan ny SPaFi Pastora RANDRIAMANDIMBISOA Alfred izay nosokafana teto Ambositra anio Alahady 7 Avril 2019.
Mirary soa indrindra ho anareo Ray aman dReny hahavita hatramin ny farany ity Jobily ity
Misaotra ny Filoha FLM Pastora Dr David Rakotonirina sy ireo mpiara miasa rehetra nanatrika izany ary miarahaba manokana ny Fileovana Ambositra tarihin i Pastora ANDRIAMANARINJATO Maholisoa Johanesa nahatontonsa ny fandraisana ity fotoana lehibe ity
Fahasoavana sy famindrampo… »
Recommended Posts

Datin’ny KMSL 143
juin 22, 2021

Filazana ho fanemorana ny datin’ny KMSL
mai 12, 2021

ANTSO AVO HO AN’NY FLM NOHO NY FIHANAKY NY COVID 19
mai 02, 2021