Isataona Toby Ankaramalaza 2020


Apokalypsy 22 : 6 – 16

Misaotra an’Andriamanitra nohon’ny fahatrarantsika izao taona 2020 izao izay ankalazàna ity isan-taona faha-79 ny Tobilehibe Ankaramalaza izao, izay ampahererzan’ny Tompo antsika mandrakariva amin’ny alalan’ny Teniny izay zarain’ireo Mpanompony mifandimby isan-tsokajiny. Ny bokin’ny Apokalypsy manokana dia...


Apokalypsy 22 : 1 - 5

Apokalypsy 22 : 1 – 5

Misaotra an’Andriamanitra isika ry havana, fa nomen’Andriamanitra ny bokin ‘ny Apokalypsy tamin’ny alalan’i Jaona mpaminany. Tsy Apostoly fotsiny ihany izy fa tena mpaminany lehiben’Andriamanitra, izay nanehoan’i Jesosy Kristy ny zava-miafin’ny fiainana mandrakizay. Ny Apokalypsy, ry...


Jeremia 17 : 5-13

Jeremia 17 : 5-13

Misaotra an’Andriamanitra isika fa na dia ao aza izao toe-draharaha izay mamely izao tontolo izao, dia izao valan’aretina iarahantsika mahalala izao, dia manana izao fotoana izao isika, na dia amin’ny alalan’izao seraseram-pifandraisana izao aza ampitana...


Joda: 17-25

Joda: 17-25

Ry Fiangonana malala, ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo, Amen. Mananika ny Fiangonana ankehitriny ny faharatsian’izao tontolo izao, izany hoe tafiditra amin’ny olom-boahantso ny fisalasalana ny...


Apokalypsy 4 : 1-8

Apokalypsy 4 : 1-8

Ry havana malala ao amin’ny Tompo, mamerina ny fisaorana an’Andriamanitra isika noho ny halehiben’ny fitiavany sy ny famindrampony ka mbola ahafahantsika indray koa mihaona amin’ny alalan’ny fandrenesana ny tenin’Andriamanitra, na dia tsy tafangona amin’ny toerana...