Toriteny soratra


Apokalypsy 22 : 6 – 16

Misaotra an’Andriamanitra nohon’ny fahatrarantsika izao taona 2020 izao izay ankalazàna ity isan-taona faha-79 ny Tobilehibe Ankaramalaza izao, izay ampahererzan’ny Tompo antsika mandrakariva amin’ny alalan’ny Teniny izay zarain’ireo Mpanompony mifandimby isan-tsokajiny. Ny bokin’ny Apokalypsy manokana dia...


Apokalypsy 22 : 1 - 5

Apokalypsy 22 : 1 – 5

Misaotra an’Andriamanitra isika ry havana, fa nomen’Andriamanitra ny bokin ‘ny Apokalypsy tamin’ny alalan’i Jaona mpaminany. Tsy Apostoly fotsiny ihany izy fa tena mpaminany lehiben’Andriamanitra, izay nanehoan’i Jesosy Kristy ny zava-miafin’ny fiainana mandrakizay. Ny Apokalypsy, ry...