
Lahateny 1: Koa amin’ izany aoka ho tanteraka hianareo toy ny fahatanterahan’ ny Rainareo Izay any an-danitra (Mat.5:48).
Lahateny 1: Koa amin’ izany aoka ho tanteraka hianareo toy ny fahatanterahan’ ny Rainareo Izay any an-danitra (Mat.5:48). Misaotra an’Andriamanitra isika ry Havana nahatratra izao Isan-taona faha 126 n’ny Tobilehibe Soatanana izao izay mitondra ny...

Toriteny: Galatiana.3:15-22
Andeha ho jerena fohy ny momba ny Epistily Hevitra roa izay mifampiankina no asehon’ny Epistily ho an’ny Galatiana. Izany dia vokatry ny teo-java nisy niainan’ireo Kristiana tao amin’ny Fiangonana tao Galilia. Ny Fiangonana...

Fampianarana Soratra Masina: Romana 8:1-17
Izao Tenin’Andriamanitra izao, ry havana malala, no ivon’ity Epistily nosoratan’i Paoly ho an’i Romana ity; ary tena tandrify mihitsy amin’ny atao hoe Fifohazana izao teny izao. Ary ao anatin’ny teny hoe Fifohazana dia misy izay...

Toriteny: Levitikosy 18.1-5
FITARIHANTENY Ny bokin’ny Levitikosy dia boky mitantara amintsika ny fombam-pivavahana fanaon’ny zanak’Isiraely. Boky tsy dia be mpamaky loatra izy ity raha mitaha amin’ireo boky 4 hafa ao amin’ ny Pentateoka, izay samy manambara ny...

Fampianarana SORATRA MASINA, Epistily ho an’ny Galatiana
Ny Epistily ho an’ny Galatiana no anjara hampianarina, karazana fitarihanteny na taridalana ho entina mamaky sy mianatra ity Epistily ity. Fampahafantarana amin’ny ankapobeny mahakasikasika ny Epistily no hataoko amin’izany. Hampiana indrindra isika zanaky ny Fifohazana,...
Lio. 10:23-37 (Toriteny Fanokafana)
Avy hatrany dia mametraka soratra ao an-tsaina isika ny amin’ity tantara ity, ka ny amehezana sy ny amintinana azy dia ny amin’ilay tantaran’ilay Samaritana namindra fo no azo lazaina fa fototra eto amin’ity Tenin’Andriamanitra omena...