
Apokalypsy 19: 11 – 21
Speaker: 𝐏𝐚𝐬𝐭𝐨𝐫𝐚 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐘 𝐉𝐚𝐨𝐧𝐚𝐫𝐲 | juillet 31, 2020
Vanim-potoana nampamaivay ny fanenjehana ny KRISTIANA no nanoratana ity Bokin’ ny Apokalypsy ity. Ny hafatry ny Boky dia ho fampaherezana ny enjehina tamin’izay fotoana izay. Ka hafatra an-tsary ifankazahoan’ ny enjehina, fa tsy fantatry ny...