2630

Fampianarana Soratra Masina: Romana 8:1-17
Speaker: Past RANDRIANASOLO Joseph | septembre 14, 2020
Izao Tenin’Andriamanitra izao, ry havana malala, no ivon’ity Epistily nosoratan’i Paoly ho an’i Romana ity; ary tena tandrify mihitsy amin’ny atao hoe Fifohazana izao teny izao. Ary ao anatin’ny teny hoe Fifohazana dia misy izay...

Ny Fifohazana mahay manavaka ny Izy sy ny tsy izy
Speaker: Past RANDRIANASOLO Joseph | juillet 28, 2020
𝐈𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐡𝐨𝐞 𝐅𝐢𝐟𝐨𝐡𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 ? Ny teny hoe Fifohazana dia mampametraka baraingo lehibe, satria ny teny hoe Fifohazana dia manambara olona matory, manana ny fandrenesana rehetra, ary rehefa mifoha izy, dia ilay nentiny natory...

Jesosy maty ho antsika
Speaker: Past RANDRIANASOLO Joseph | août 08, 2017
Fampianarana izay ataon’ny Ray Aman-Dreny, Pastora RANDRIANASOLO Joseph, mpampianatra ao amin’ny Sekoly Ambony Loterana