ISATAONA TOBILEHIBE SOATANANA 2020

ISATAONA TOBILEHIBE SOATANANA 2020

Amin’ny anaran’i Jesosy. Kol 3:17

Araka ny fahafatantarantsika hatrany dia tsy mbola azo atao ny mamory olona marobe, noho ny hamehana ara-pahasalamana, na dia miverina miala amin’ny fihibohana tsikelikely aza isika. Na dia eo aza izany rehetra izany anefa dia azonao arahana etoa amin’ny tranokala mandritra ity herinandro: 13-18 Septabra 2020 ity ny Isataona ny Tobilehibe Soatanana. Koa araho ary ny tranokalantsika, indro atolotra eto ny Fandaharam-potoana ny amin’izany.

Programa-1-1

share