02
Mai 2021

…Ny fiàsan’ ny fivavaky ny marina dia mahery indrindra. Jak.5:16. Amin’izao andro mahory mihatra amin’ny Firenena sy midona amintsika Kristiana rehetra izao, ny Foibe FLM dia mampahery sy misaotra ny Pastora rehetra izay manao ny ainy tsy ho zavatra amin’ny alalan’ny famahanana ny Kristiana rehetra amin’ny Tenin’Andriamanitra sy ny Sakramenta. Tsapanay fa misy ny voan’ny Covid-19 eo ampanatanterahana ny asa, ary misy ny efa eo an-dalampahasitranana, koa dia mivavaka ho anareo rehetra izahay. Hoy Paoly Apostoty : Koa amin’izany, ry rahalahy malalako, dia miorena tsara, aza miova, ary mahefà be mandrakariva amin’ny......
Tohiny
Isataona Tobilehibe Farihimena 2020
Araka ny fantantsika, dia tsy ho azo tanterahina ny isataona amin’ity taona 2020 ity, amin’ny maha fivoriana azy noho ny hamehana ara-pahasalamana. Na dia eo anefa izany, dia azon’ny rehetra arahina amin’ny facebook ny...
Tohiny
ISATAONA TOBILEHIBE ANKARAMALAZA 2020
Araka ny fantantsika, dia tsy ho azo tanterahina ny isataona amin'ity taona 2020 ity, amin'ny maha fivoriana azy noho ny hamehana ara-pahasalamana.
Tohiny