Daily Archives: 17 août 2020


17
Août 2020
Isataona Tobilehibe Farihimena 2020

Araka ny fantantsika, dia tsy ho azo tanterahina ny isataona amin’ity taona 2020 ity, amin’ny maha fivoriana azy noho ny hamehana ara-pahasalamana. Na dia eo anefa izany, dia azon’ny rehetra arahina amin’ny facebook ny toriteny sy ny fampianarana rehetra, isan’andro manomboka ny 20 Aogositra hatramin’ny 26 Aogositra 2020. Indro ary ny programa ahafanao mandamina ny dandharam-potoana....

Tohiny