Daily Archives: 4 juillet 2019


04
Juil 2019
TATITRY NY TONIA LEFITRA FLM - KMSL 141 VONDROZO

TATITRY NY TONIA LEFITRY NY FIANGONANA LOTERANA MALAGASY ATOLOTRA NY KMSL FAHA – 141 MIVORY AO AMIN’NY FLM VONDROZO SYNODAM-PARITANY AMBODIHARAN’IVONDROZO (SPAV) ny 31 May -5 Jona 2019   Teny faneva: “… Fa efa nanisy soa ahy Andriamanitra ahy ka manam-be aho” Gen 33: 11b   TENY FAMPIDIRANA Jakoba rahalahin’ i Esao dia nahatsapa fa ny fitahian ‘Andriamanitra no nahatonga azy nanana fananana manana amby ampy Maro ireo olona notahian ‘Andriamanitra fa indraindray dia heveriny fa nohon’ ny fahaizany sy ny fihafianay no iavian ‘ny harena ananany; Jakoba anefa dia manitsy izany......

Tohiny