IREO PASTORA sy TEOLOJIANA FLM

Araka ny fampitana avy amin’ny Synodam-Paritany tsirairay sy ireo sampan-draharaha FLM, dia ireto no lisitra farany ireo Pastora sy Teolojiana amperin’asa.

Koa raha misy diso ny anarana na FINDAY, dia iangaviana indrindra ianareo haneho ny fanamarihana ka hanoratra aty aminay amin’ny :

  • Pejy Facebook ny Fiangonana Loterana Malagasy,
  • lisitrapastora@flm-foibe.org

Ka mariho ao ilay diso, na koa ilay lisitra izay tokony ho ao nefa tsy voasoratra, Misaotra indrindra tompoko