Author Archives: admin9082



admin9082

ISATAONA TOBILEHIBE SOATANANA 2020
in VAOVAO

ISATAONA TOBILEHIBE SOATANANA 2020

Amin’ny anaran’i Jesosy. Kol 3:17 Araka ny fahafatantarantsika hatrany dia tsy mbola azo atao ny mamory olona marobe, noho ny hamehana ara-pahasalamana, na dia miverina miala amin’ny fihibohana tsikelikely aza isika. Na dia eo aza...

0
septembre 13, 2020
Isataona Tobilehibe Farihimena 2020
in Non classé, VAOVAO

Isataona Tobilehibe Farihimena 2020

Araka ny fantantsika, dia tsy ho azo tanterahina ny isataona amin’ity taona 2020 ity, amin’ny maha fivoriana azy noho ny hamehana ara-pahasalamana. Na dia eo anefa izany, dia azon’ny rehetra arahina amin’ny facebook ny toriteny...

0
août 17, 2020
Hafatry ny Filohan'ny FLM
in VAOVAO

Hafatry ny Filohan’ny FLM

Antananarivo, faha-28 Jolay 2020 “Izay maharesy….. dia tsy hamono ny anarany amin’ny bokin’ny fiainana Aho (Apok. 3:5b) Ry havana, Hampitomboina aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’i Jesosy Kristy Tompontsika. Anatin’ny fiatrehana ny Isantaonan’ny Tobilehibe Ankaramalaza isika...

0
juillet 28, 2020
SAMPAN'ASA LOTERANA MOMBA NY FAHASALAMANA
in VAOVAO

SAMPAN’ASA LOTERANA MOMBA NY FAHASALAMANA

SAMPAN’ASA LOTERANA MOMBA NY FAHASALAMANA, « Mitsangàna, mihazavà, fa tonga ny fahazavanao, ary ny voninahitr’i Jehovah efa miposaka aminao. » Isaia 60:1 Notanterahina ny Asabotsy 24 Aogositra lasa teo ny fivorian’ny Komitim-pitantana (KM) ny SALFA, izay natao...

0
août 25, 2019
FANAMIAN'NY VEHIVAVY TEOLOJIANA
in FANENTANANA

FANAMIAN’NY VEHIVAVY TEOLOJIANA

Miarahaba ny  vehivavy teolojiana  rehetra , ary  Isaorana ny Tompo fa nanapa-kevitra momba ny akanjo ny KMSL. Indreo ny akanjo tapaky ny KMSL 141 hanaovana. Ny faniriana dia ao amin’ny  ilofav no anjairana azy mba ho fizakan-tena...

0
juillet 17, 2019