24
Juil 2020

A) Inona avy ny toetran’ity tsimokaretina Covid-19 ity ? Tsimokaretina tsy hita maso ary tsy mandeha irery fa tsy maintsy manaraka zavatra , ohatra : tànana, akanjo, vola, seza, poignet -mbaravarana, na poignet-na fiara, sns Afaka mitoetra velona ivelan’ny tenan’olombelona mandritry ny ora maromaro ary mety andro vitsivisty mihitsy ny Covid-19, izany hoe mety misy Covid-19 velona daholo na vola, na varavarana, na téléphone, na poketra, na kiraro, sns Na dia mbola tsy misy fambaran’aretina aza ny olona iray dia efa mamindra raha toa ka mitondra ny tsimokaretina izy satria ao aorian’ny 10-14 andro......
Tohiny
FANAMIAN’NY VEHIVAVY TEOLOJIANA
Miarahaba ny vehivavy teolojiana rehetra , ary Isaorana ny Tompo fa nanapa-kevitra momba ny akanjo ny KMSL. Indreo ny akanjo tapaky ny KMSL 141 hanaovana. Ny faniriana dia ao amin’ny ilofav no anjairana azy mba ho...
Tohiny