FAMPIANARANA


25
Août 2019
Toriteny Fanokanana ny FLM Morarano, Fileovana Miandrivazo, SP Menabe.

Teny Faneva: Mat. 7:17 (Mat. 7: 15-21, Alh VIII man. Trinite) Baiko tamin’ny nanorenana ny trano: Hag. 1:8b Soratra eny amin’ny alitara: Isa. 44:22b Misaotra an’Andriamanitra lehibe isika ry havana fa nanome baiko Izy: Ataovy ny tranoko dia hankasitrahako izany sady hankalazaina. Zava-dehibe izay hanomezan’Andriamanitra izany baiko izany. Ity dia tsy hafa fa ny Israely izay babo. Ary rava tanteraka ny trano fivavahana, ka dia hahafantarana hoe afaka amin’ny fahababoana izy dia tsy izy mijanona any amin’ny tany fahababoana fa izy miverina ao amin’ny tanin’ny fiadanana. Tsy izy tsy manana toerana izay......

Tohiny


RAFITRY NY FLM

Maro tokoa ireo karazana rafitra izay itondrana ny Fiangonana toy ny : Ny Rafitra Kongregasionalista Ny Rafitra Presbytero‐Synodaly Ny Rafitra Episkopaly Ny Rafitra Synodaly Fa izay resahantsika eto dia ny Ny Rafitra Synodaly, izay...


Tohiny

NY FOTOTRA MAHA LOTERANA

Ny Katekista sy ny Evanjelistra miaraka amin’ ny vadiny avy no tsy maintsy lohalaharana ao amin’ ny Fiangonana amin’ ny fahalalàna izay inoany sy ny fahafantarana ny fototra maha-Loterana. Ray aman-dreny ara-panahy ianareo satria...


Tohiny

NY MAHA IZY AZY NY FLM

NY MAHA IZY AZY NY FLM

I.NY MAHA-IZY AZY NY FLM l.l.Ny fiorenany Ny Fiangonana Loterana Malagasy, afohezina hoe FLM, dia »Fiangonana niorina noho nv asa misiona nataon’ireo Misionera vahinv avy anv Norvezy (NMS) sy Amerikana (ELC:A) ary ny Frantsay (ANELF)....


Tohiny

NY FANAMBADIANA ARAKA NY FAMPIANARAN’i Martin LOTERA

NY FANAMBADIANA ARAKA NY FAMPIANARAN’i Martin LOTERA

FITARIHANTENY NY FOTOTRA IORENAN’NY FAMPIANARAN’I LOTERA. NY FAMPIANAN’I LOTERA NY amin’ny FANAMBADIANA FEHINY FITARIHANTENY           Manakaiky indray ity ny fetin’ny REFORMASIONA. Tsy tamin’ny andron’ny REFORMASIONA ihany no nilana ny fanavaozana fa mbola mila fanavaozana...


Tohiny

NY TEOLOJIAN’NY FAMPANDROSOANA

NY TEOLOJIAN’NY FAMPANDROSOANA

  By Rev Prof David RAKOTONIRINA FITARIHAN-TENY NY FAMPANDROSOANA IREO FIREHANA TEOLOJIKA FOTOTRA ARA-TSORATRA MASINA FANAZAVANA TEOLOJIKA NY FAMPANDROSOANA OLANA PRATIKA ATREHIN’NY FIANGONANA FANATANTERAHAN’NY FLM NY FAMPANDROSOANA FAMARANANA   FITARIHAN-TENY Teny manan-danja amin’ny androntsika...


Tohiny