Monthly Archives: juillet 2019


17
Juil 2019
FANAMIAN'NY VEHIVAVY TEOLOJIANA

Miarahaba ny  vehivavy teolojiana  rehetra , ary  Isaorana ny Tompo fa nanapa-kevitra momba ny akanjo ny KMSL. Indreo ny akanjo tapaky ny KMSL 141 hanaovana. Ny faniriana dia ao amin’ny  ilofav no anjairana azy mba ho fizakan-tena amin’ny  hanampiana ny iloFav  (Ivon-toerana Loterana ho Fampivoarana ny Vehivavy) raha azontsika atao ihany Io chemise ireo no atao ao anatiny tsara raha kiraro mainty no entina anaovana ny robe rehefa hanao hiasa toy mamaky teny mitoriteny amin’ny  alahady ny chemise clerge azo anaovana akobanandro amin’ny tandrify izany. Kendrena hanana  azy daholo ny vehivavy Teolojiana rehetra  any zaikabe FBL ny......

Tohiny