Monthly Archives: mai 2017


04
Mai 2017

Maro tokoa ireo karazana rafitra izay itondrana ny Fiangonana toy ny : Ny Rafitra Kongregasionalista Ny Rafitra Presbytero‐Synodaly Ny Rafitra Episkopaly Ny Rafitra Synodaly Fa izay resahantsika eto dia ny Ny Rafitra Synodaly, izay rafitra ho an’ny FLM manokana: Inona izany rafitra Synodaly izany? Ny hoe: Synoda dia avy amin’ny teny Grika hoe: “συνοδία”, izay ahitana ny hoe: “συν” (“with, together with”= miaraka) sy ny hoe: “’οδός” (“a way, road”= làlana). Izany hoe, ilazana vondron’olona izay miara‐dàlana ity teny ity.  Misy ihany koa mpandinika izay milaza fa avy amin’ny teny hoe: “συν”......

Tohiny


NY FOTOTRA MAHA LOTERANA

Ny Katekista sy ny Evanjelistra miaraka amin’ ny vadiny avy no tsy maintsy lohalaharana ao amin’ ny Fiangonana amin’ ny fahalalàna izay inoany sy ny fahafantarana ny fototra maha-Loterana. Ray aman-dreny ara-panahy ianareo satria...


Tohiny

NY MAHA IZY AZY NY FLM

NY MAHA IZY AZY NY FLM

I.NY MAHA-IZY AZY NY FLM l.l.Ny fiorenany Ny Fiangonana Loterana Malagasy, afohezina hoe FLM, dia »Fiangonana niorina noho nv asa misiona nataon’ireo Misionera vahinv avy anv Norvezy (NMS) sy Amerikana (ELC:A) ary ny Frantsay (ANELF)....


Tohiny