12
Avr 2019

KOMITY MPITANTANA SHALOM (Foibe Shalom Antanimalandy SPBM) – JOBILY FANKASITRAHANA NY TONIA NASIONALIN’NY SHALOM sady FILOHA MPAMAKY LAY HO AN’NY SP BOENY MAHAJANGA Pastora RAKOTOARIJAONA Daniel Stephan sy Rtoa Teolojiana RASOANANDRASANA Noeline Lucie vadiny, naharitra 40 taona teo amin’ny zara fanompoana : 1979-2019 (FLM Tsaramandroso) ny 22-24 Marsa 2019 Notazonin’ireto Raiamandreny ireto mafy sady tsy afaka tao am-pony teo amin’ny fiainam-panompoany ny fampianaran’ireo mpampianatra Teolojia Pratika ngezalahy tany Ivory fahiny manao hoe : “Aoka ho anjaran’I Jesosy irery ny fiantsoana sy ny fanendrena anao ho Pastora, fa aza mifidy toerana heverinao ho......
Tohiny
KS SPaFi – Ambositra 6 Avril 2019
KS SPaFi – Ambositra 6 Avril 2019 Protocole Ratsimbazafy Herinambinina Odilon,Filoha FLM Past Dr David Rakotonirina , ny Prezida Nasionaly Fsflm, Trésorière FKTLM Ny Aina Dina Rakotomalala ary ny Mpandrindra ny Fananan tany Foibe FLM Atoa Nary Fifanoloran...
Tohiny
Jobily faha 29 taona niasana an ny Filohan ny SPaFi Pastora RANDRIAMANDIMBISOA Alfred
Jobily faha 29 taona niasana an ny Filohan ny SPaFi Pastora RANDRIAMANDIMBISOA Alfred izay nosokafana teto Ambositra anio Alahady 7 Avril 2019. Mirary soa indrindra ho anareo Ray aman dReny hahavita hatramin ny farany...
Tohiny
Famangiana ny FLM IBOFO,
Famangiana ny FLM IBOFO, Fitandremana Ankotrofotsy, Fileivana Miandrivazo, Synoda Menabe. T@ 31 Marsa 2019. Vao nivoaka SALT Pastora Bruno no voatendry eto. Io no tsangambaton’ny fahatingavany teo anatin’ny fotoana fohy. Tena mila ezaka ao...
Tohiny
SALFA DJAMANJARY
Nosokafana tamin’ny 10 Aprily 2019 ny SALFA DZAMANJARY, aty Nosy be. Fanamby efa napetraka ny hoe SALFA 1 isa-pileovana no tanjona. Samia miezaka mba ho tra trantsika ny tanjona. Gen.33:11b
Tohiny