Famangiana ny FLM IBOFO,

Famangiana ny FLM IBOFO,

Famangiana ny FLM IBOFO, Fitandremana Ankotrofotsy, Fileivana Miandrivazo, Synoda Menabe. T@ 31 Marsa 2019. Vao nivoaka SALT Pastora Bruno no voatendry eto. Io no tsangambaton’ny fahatingavany teo anatin’ny fotoana fohy. Tena mila ezaka ao anaty fandaminana mirundra ny Kitapo Iombonana FOIBE FLM. Tsy mitaraina ny fahantrany fa maneho ny fahaveloman’i Jesosy! Gen.33:11b

share