Monthly Archives: juillet 2020


28
Juil 2020

Antananarivo, faha-28 Jolay 2020 “Izay maharesy….. dia tsy hamono ny anarany amin’ny bokin’ny fiainana Aho (Apok. 3:5b) Ry havana, Hampitomboina aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’i Jesosy Kristy Tompontsika. Anatin’ny fiatrehana ny Isantaonan’ny Tobilehibe Ankaramalaza isika mpianakavin’ny finoana amin’izao fotoana izao, na dia amin’ny endrika hafa aza no anarahantsika izany ankehitriny noho ny hamehana ara-pahasalamana. Tsy ho ela koa isika dia hiara-hanatrika ny Isantaonan’ny Tobilehibe Farihimena. Koa tsy mety mangina ny tenanay ary heverinay ho tandrify raha mitsidika ny tokantranonareo amin’ny alalan’izao taratasy izao izahay ka manolotra ny arahaba ombam-pirarian-tsoa ho anareo rehetra......

Tohiny