ISATAONA TOBILEHIBE ANKARAMALAZA 2020

ISATAONA TOBILEHIBE ANKARAMALAZA 2020

Araka ny fantantsika, dia tsy ho azo tanterahina ny isataona amin’ity taona 2020 ity, amin’ny maha fivoriana azy noho ny hamehana ara-pahasalamana.

Na dia eo anefa izany, dia azon’ny rehetra arahina amin’ny facebook ny toriteny sy ny fampianarana rehetra, isan’andro manolboka ny 27 Jolay hatramin’ny 02 Aogositra 2020. Indro ary ny programa ahafanao mandamina ny dandharam-potoana.

programa_ankaramalaza_2020_fb1

share

Recommended Posts