KS SPaFi – Ambositra 6 Avril 2019

KS SPaFi - Ambositra 6 Avril 2019

KS SPaFi – Ambositra 6 Avril 2019
Protocole Ratsimbazafy Herinambinina Odilon,Filoha FLM Past Dr David Rakotonirina , ny Prezida Nasionaly Fsflm, Trésorière FKTLM Ny Aina Dina Rakotomalala ary ny Mpandrindra ny Fananan tany Foibe FLM Atoa Nary

Fifanoloran tanana ho amin ny fampandrosoana ny synoda,Fampianarana,Famahana olana samy hafa no iarahana amin ny fotoana toy itony izay isaorana an i Jesosy ny fahatanterahan ny zavatra rehetra

share