Daily Archives: 11 avril 2019


11
Avr 2019
KS SPaFi - Ambositra 6 Avril 2019

KS SPaFi – Ambositra 6 Avril 2019 Protocole Ratsimbazafy Herinambinina Odilon,Filoha FLM Past Dr David Rakotonirina , ny Prezida Nasionaly Fsflm, Trésorière FKTLM Ny Aina Dina Rakotomalala ary ny Mpandrindra ny Fananan tany Foibe FLM Atoa Nary Fifanoloran tanana ho amin ny fampandrosoana ny synoda,Fampianarana,Famahana olana samy hafa no iarahana amin ny fotoana toy itony izay isaorana an i Jesosy ny fahatanterahan ny zavatra rehetra...

Tohiny


Famangiana ny FLM IBOFO,

Famangiana ny FLM IBOFO,

Famangiana ny FLM IBOFO, Fitandremana Ankotrofotsy, Fileivana Miandrivazo, Synoda Menabe. T@ 31 Marsa 2019. Vao nivoaka SALT Pastora Bruno no voatendry eto. Io no tsangambaton’ny fahatingavany teo anatin’ny fotoana fohy. Tena mila ezaka ao...


Tohiny

SALFA DJAMANJARY

SALFA DJAMANJARY

Nosokafana tamin’ny 10 Aprily 2019 ny SALFA DZAMANJARY, aty Nosy be. Fanamby efa napetraka ny hoe SALFA 1 isa-pileovana no tanjona. Samia miezaka mba ho tra trantsika ny tanjona. Gen.33:11b


Tohiny