FLM AMBOHIMANAMBOLA

FANOKAFANA NY FAHA 15 TAONA
Taorian’ny fanompoam-pivavahana anio maraina dia niara-nankalaza an’i Jesosy tamin’ny alalan’ny Hira Fiderana izay niarahana tamin’ireo Antoko Mpihira maro nasaina ny Fiangonana.…Hahavita soa ireo fandaharana sy tsangam-bato ary hotahian’i Jesosy amin’ny Asa manaraka rehetra Pastora Eliezera Ramanandafy mianakavy sy ny Fiangonana manontolo .
Mankasitraka ireo tonga nanotrona sy niara-nidera!Fiadanana ho amin’ny tsirairay!
Recommended Posts

Datin’ny KMSL 143
juin 22, 2021

Filazana ho fanemorana ny datin’ny KMSL
mai 12, 2021

ANTSO AVO HO AN’NY FLM NOHO NY FIHANAKY NY COVID 19
mai 02, 2021