FLM / CAMEROUNE

FLM / CAMEROUNE

Dr Solofo sy Dr Joely , Misionery FLM any CAMEROUNE, tonga nanao fitsidihana amim-panajana ny Filohan’ny FLM, Past Dr David Rakotonirina mivady ary nampitafy azy ireo amin’ny lamba mampiavaka ny tany iasan’izy ireo.
Ny fananantsika ny FLM any Cameroune dia vokatry ny fiaraha-miasa amin’ny ELCA ihany koa

share