FLM / COMORES / MORONI

FLM / COMORES / MORONI

Misaotra an’i Jesosy izay miasa amin’ny fombany ka maniraka ny Mpanomponyhampivelatra hatrany ny FLM.
110 no isan’ireo Kristiana tonga niara-nivavaka ny ALAHADY 12 MARS 2017 lasa teo ary ny 4 tamin’izy ireo dia konfirmanda noraisina ho Mpandray ny Fanasan’ny Tompo io anndro io
Miray fo sy mangetaheta fampianarana Tenin’Andriamanitra izy ireo ary voky fa novangian’ny Ray aman-dReny.Endrey ny fifalian’ireo nanatona ny Latabatra Masina tamin’ny Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo.
Mivavaka ho an’ny Ray aman-dReny Filohan’ny FLM Pastora Dr David Rakotonirina fa lehibe ny saha anirahan’i Jesosy azy.
Ny Asa rehetra tanteraka dia hanaterantsika Voninahitra ho an’i Jesosy Kristy Lohan’ny Fiangonana hatrany!

share