Moa ivelomantsika tokoa ny fahasoavan’Andriamanitra ?
Fitarihanteny : Iray amin’ireo toko telo mahamasa-nahandro amin’ny fampianarana loterana (Soratra Masina irery ihany, Finoana irery ihany Fahasoavana irery ihany) ny hoe FAHASOAVANA. Ity fahasoavana ity koa no iorenan’ny teny fanevantsika amin’ity Krismasy 2003 ity....
NY TEOLOJIAN’NY FAMPANDROSOANA
FITARIHAN-TENY Teny manan-danja amin’ny androntsika izao ny hoe FAMPANDROSOANA. Mety ho efa mahazatra ny sasany ihany ny mikasika ny Teolojia nefa azo lazaina fa vaovao koa. Noho ny fandrosoana ankehitriny dia maro tokoa ireo...
NY FANAMBADIANA ARAKA NY FAMPIANARAN’i Martin LOTERA
FITARIHANTENY Manakaiky indray ity ny fetin’ny REFORMASIONA. Tsy tamin’ny andron’ny REFORMASIONA ihany no nilana ny fanavaozana fa mbola mila fanavaozana maro koa isika raha ny resaka fanambadiana no resahina. Nitondra fanavaozana lehibe tsy ara-pivavahana...

Ny fibebahana
RAKITRA VIDIN’ATODY
I Korintiana 16:1 Ary ny amin’ny famoriam-bola ho an’ny olona masina, dia mba manaova koa ianareo toy izay nasaiko nataon’ny fiangonana any Galatia. I Korintiana 16:2 Amin’ny andro voalohany isan-kerinandro dia samia manokana ao aminy...

Toriteny Pastora Dr David RAKOTONIRINA – Filoha FLM – FLME Paris 2 Jolay 2017
Toriteny nataon’i Pastora Dr David RAKOTONIRINA, Filoha FLM ny Alahady 2 Jolay 2017 tao amin’ny Fiangonana FLME Paris, vao avy nivoaka hôpitaly izy taorian’ny aretina nahazo azy, nitsaboana azy tao Frantsa.